Fiofanana momba ny Miralenta 27 - 30 Aprily 2026

Fiofanana momba ny Miralenta sy ATG ao amin’ny FDL
Ny 27–30 Aprily 2026, nandray fiofanana momba ny miralenta sy ny ATG ny mpiasan’ny FDL teto Antananarivo.
Notohanan’ny ProDéCID/GIZ ary notarihin’i Anouk (manampahaizana miralenta), ity fiofanana ity dia mikendry ny hanamafy ny fahaiza-manaon’ny FDL ho amin’ny fampandrosoana mirindra sy mitovy lenta.
Nandritra izany dia nanamafy ny fahalalana sy ny andraikiny amin’ny maha mpanova ho amin’ny fitovian-jo ny mpandray anjara.
Dingana iray mankany amin’ny fampandrosoana maharitra eto Madagasikara.

 

Formation en Genre et Approche Transformatrice de Genre (ATG) au FDL
Du 27 au 30 avril 2026, le personnel du Fonds de Développement Local (FDL) a bénéficié d’une formation sur le genre et l’Approche Transformatrice de Genre (ATG) à Antananarivo.
Réalisée avec l’appui de ProDéCID/GIZ et facilitée par Anouk (Experte Genre), cette formation vise à renforcer les capacités du FDL pour promouvoir un développement local inclusif et équitable.
À travers des échanges interactifs, les participants ont renforcé leurs connaissances et leur rôle en tant qu’acteurs de changement pour l’égalité de genre.
Un pas de plus vers un développement durable et inclusif à Madagascar.